Deuteronomy 29:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa amin’izay eto amintsika anio eto anatrehan’NY TOMPO Andriamanitsika sy amin’izay tsy eto amintsika izao anio izao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’izay rehetra eto amintsika anio, eto anatrehan’i Iaveh Andriamanitsika, sy amin’ireo tsy eto amintsika anio koa na iza na iza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, tsy an’izay olona tafaraka etoana manatrika ny TOMPO Andriamanitsika ihany izao fanekempihavanana izao fa ho an’izay taranaka amam-para tsy mbola tafaraka amintsika anio koa.
Malagasy Bible 1865
fa amin'izay eto amintsika anio eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika sy amin'izay tsy eto amintsika anio koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa amin’izay eto amintsika anio eto anatrehan’NY TOMPO Andriamanitsika sy amin’izay tsy eto amintsika izao anio izao koa.
malagasy
fa amin'izay eto amintsika anio eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika sy amin'izay tsy eto amintsika anio koa;