Deuteronomy 29:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatrareo izay nitoerantsika tany amin’ny tany Ejipta sy izay nandehanantsika namakivaky ny tanin’ny Jentilisa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrareo izay nitoerantsika tany Ejipta sy izay namakiantsika ny tanin’ny firenena izay nandalovanareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo izay nitoerantsika tany Ejipta sy izay nandehanantsika namakivaky ny tanin’ireo hafa firenena;
Malagasy Bible 1865
fa fantatrareo izay nitoerantsika tany amin'ny tany Egypta sy izay nandehanantsika namaky ny tanin'ny jentilisa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatrareo izay nitoerantsika tany amin’ny tany Ejipta sy izay nandehanantsika namakivaky ny tanin’ny Jentilisa*;
malagasy
fa fantatrareo izay nitoerantsika tany amin'ny tany Egypta sy izay nandehanantsika namaky ny tanin'ny jentilisa;