Deuteronomy 29:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa hitanareo ny fahavetavetany, ny sampiny hazo sy vato ary volafotsy sy volamena, izay teo aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
efa hitanareo ny fahavetavetan’izy ireo sy ny sampy vato aman-kazo, volafotsy amam-bolamena, tany amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary efa hitanareo ny zava-maharikoriko misy eo aminy, dia ny sampy vita hazo na vato na volafotsy na volamena.
Malagasy Bible 1865
ary efa hitanareo ny fahavetavetany sy ny sampiny hazo sy vato sy volafotsy ary volamena, izay teo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa hitanareo ny fahavetavetany, ny sampiny hazo sy vato ary volafotsy sy volamena, izay teo aminy;
malagasy
ary efa hitanareo ny fahavetavetany sy ny sampiny hazo sy vato sy volafotsy ary volamena, izay teo aminy;