Deuteronomy 29:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan’ny masonao, dia ireny famantarana sy fahagagana lehibe ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny fizahan-toetra lehibe, ireo famantarana amam-pahagagana lehibe efa hitan’ny masonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa hitanareo maso ny fitsapana mafy nianjady taminy, dia ireny famantarana sy zava-mahagaga goavana ireny.
Malagasy Bible 1865
dia ny fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan'ny masonao, dia ireny famantarana sy fahagagana lehibe ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan’ny masonao, dia ireny famantarana sy fahagagana lehibe ireny.
malagasy
dia ny fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan'ny masonao, dia ireny famantarana sy fahagagana lehibe ireny.