Deuteronomy 29:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hosarahin’NY TOMPO amin’ny firenen’Israely rehetra izy mba ho amin’ny loza, araka ny fanozonana rehetra amin’ny fanekena izay voasoratra amin’ity bokin’ny lalàna ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hosarahin’i Iaveh amin’ny fokon’i Israely rehetra izy, ka hatolony amin’ny loza, araka ny fanozonana momba ny fanekena voasoratra amin’ity bokin’ny lalàna ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia havahan’ny TOMPO tsy ho anisan’ny foko israelita rehetra intsony izy; ary ho loza ho azy izany, araka ny ozona rehetra izay raketin’ny fanekempihavanana voasoratra amin’ity bokin’ny Lalàna ity.
Malagasy Bible 1865
Dia hosarahin'i Jehovah amin'ny firenen'Isiraely rehetra ho amin'ny loza izy, araka ny fanozonana rehetra amin'ny fanekena izay voasoratra amin'ity bokin'ny lalàna ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hosarahin’NY TOMPO amin’ny firenen’Israely rehetra izy mba ho amin’ny loza, araka ny fanozonana rehetra amin’ny fanekena izay voasoratra amin’ity bokin’ny lalàna ity.
malagasy
Dia hosarahin'i Jehovah amin'ny firenen'Isiraely rehetra ho amin'ny loza izy, araka ny fanozonana rehetra amin'ny fanekena izay voasoratra amin'ity bokin'ny lalàna ity.