Deuteronomy 29:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hiteny ny taranaka any aoriana, dia ny zanakareo izay hitsangana handimby anareo, sy ny vahiny avy amin’ny tany lavitra, rehefa mahita ny kapoka natao tamin’ity tany ity sy ny aretina izay nahatran’NY TOMPO taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranaka any aoriana, ny zanakareo mbola ho teraka handimby anareo mbamin’ny vahiny avy amin’ny tany lavitra, hahita ny loza sy ny aretina hamelin’i Iaveh izany tany izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mahita ny voina sy loza hamelezan’ny TOMPO ity taninareo ity ny taranaka any aoriana, dia ny zanakareo izay handimby anareo sy ny vahiny avy any an-tany lavitra, dia ho loa-bolana hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary hiteny ny taranaka any aoriana, dia ny zanakareo izay hitsangana handimby anareo, sy ny vahiny avy amin'ny tany lavitra, raha mahita ny kapoka natao tamin'ity tany ity sy ny faharariana izay nampaharanan'i Jehovah azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hiteny ny taranaka any aoriana, dia ny zanakareo izay hitsangana handimby anareo, sy ny vahiny avy amin’ny tany lavitra, rehefa mahita ny kapoka natao tamin’ity tany ity sy ny aretina izay nahatran’NY TOMPO taminy.
malagasy