Deuteronomy 29:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny ny vahoaka hoe: Satria nahafoy ny faneken’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izay nataony taminy fony Izy nitondra azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izy ireo nahafoy ny fanekena tamin’i Iaveh Andriamanitry ny razany, izay nataony tamin’izy ireo, fony Izy nampivoaka azy avy tany amin’ny tany Ejipta
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hovalian’ny olona hoe: «Tonga izao satria nafoin’izany vahoaka izany ny fanekempihavanana nataon’ny TOMPO, dia ilay Andriamanitry ny razambeny. Nanao fanekempihavanana taminy tokoa manko ny TOMPO fony nampiala azy tany Ejipta;
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny ny vahoaka ka hanao hoe: Satria izy nahafoy ny faneken'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izay nataony taminy fony Izy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny ny vahoaka hoe: Satria nahafoy ny faneken’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izay nataony taminy fony Izy nitondra azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy.
malagasy
Dia hiteny ny vahoaka ka hanao hoe: Satria izy nahafoy ny faneken'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izay nataony taminy fony Izy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.