Deuteronomy 29:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nandeha izy ka nanompo andriamanitra hafa sady niankohoka teo anatrehany, dia ilay andriamanitra izay tsy fantany sady tsy nomena azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nandeha nanompo andriamani-kafa sy niankohoka teo anatrehan’ireny andriamanitra tsy fantany akory, na nomen’i Iaveh ho anjarany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanjo nandeha nanompo andriamani-kafa izy ka niankohoka teo anatrehan’ireny andriamanitra tsy fantany sady tsy navela hotompoiny ireny.
Malagasy Bible 1865
Fa nandeha izy ka nanompo andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany, dia andriamanitra izay tsy fantany sady tsy nomena azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nandeha izy ka nanompo andriamanitra hafa sady niankohoka teo anatrehany, dia ilay andriamanitra izay tsy fantany sady tsy nomena azy;
malagasy
Fa nandeha izy ka nanompo andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany, dia andriamanitra izay tsy fantany sady tsy nomena azy;