Deuteronomy 29:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nirehitra tamin’ity tany ity ny fahatezeran’NY TOMPO ka nataony tonga taminy avokoa ny fanozonana rehetra izay voasoratra tato amin’ity boky ity;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nirehitra tamin’izany tany izany ny fahatezeran’i Iaveh, nazerany taminy avokoa ny ozona rehetra voasoratra amin’ity boky ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirehitra tamin’ity tany ity ny fahatezeran’ny TOMPO, ka nataony tonga taminy avokoa ny ozona rehetra izay voasoratra amin’ity boky ity;
Malagasy Bible 1865
dia nirehitra tamin'ity tany ity ny fahatezeran'i Jehovah, ka nataony tonga taminy avokoa ny fanozonana rehetra izay voasoratra eto amin'ity boky ity;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nirehitra tamin’ity tany ity ny fahatezeran’NY TOMPO ka nataony tonga taminy avokoa ny fanozonana rehetra izay voasoratra tato amin’ity boky ity;
malagasy
dia nirehitra tamin'ity tany ity ny fahatezeran'i Jehovah, ka nataony tonga taminy avokoa ny fanozonana rehetra izay voasoratra eto amin'ity boky ity;