Deuteronomy 29:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny fahavinirana sy fahatezerana ary fahatezerana mirehitra no nandroahan’NY TOMPO azy tsy ho eo amin’ny taniny sady nampandehanany azy ho any amin’ny tany hafa, tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahatezerana sy fahavinirana amam-pisafoahana lehibe no nanatsoahan’i Iaveh azy hiala amin’ny taniny, sy nanilihany azy ho any an-tany hafa, tahaka izao ankehitriny izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, fahatezerana mirehitra mafy tokoa no nandroahan’ny TOMPO azy sy nanilihany azy any an-tany hafa, tahaka ny misy azy ankehitriny izao.»
Malagasy Bible 1865
ary fahavinirana sy fahatezerana ary fahatezerana mirehitra no nandroahan'i Jehovah azy tsy ho eo amin'ny taniny sy nampandehanany azy ho any amin'ny tany hafa, tahaka ny amin'izao anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny fahavinirana sy fahatezerana ary fahatezerana mirehitra no nandroahan’NY TOMPO azy tsy ho eo amin’ny taniny sady nampandehanany azy ho any amin’ny tany hafa, tahaka ny amin’izao anio izao.
malagasy
ary fahavinirana sy fahatezerana ary fahatezerana mirehitra no nandroahan'i Jehovah azy tsy ho eo amin'ny taniny sy nampandehanany azy ho any amin'ny tany hafa, tahaka ny amin'izao anio izao.An'i Jehovah Andriamanitsika ny zava-miafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, hankatoavantsika ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.