Deuteronomy 29:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’NY TOMPO Andriamanitsika ny zavamiafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, mba hankatoavantsika ny teny rehetra amin’ity lalàna ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zava-miafina, an’i Iaveh Andriamanitsika; fa ny zava-nambara kosa, antsika sy ny taranatsika mandrakizay, mba hanatanterahantsika ny teny rehetra amin’ity lalàna ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anjaran’ny TOMPO Andriamanitsika ny mahafantatra ny zava-miafina. Ny tenantsika sy ny taranatsika hatrany hatrany kosa no mahafantatra ny zavatra ambarany, mba hanatanterahantsika ny didy rehetra raketin’ity Lalàna ity.
Malagasy Bible 1865
An'i Jehovah Andriamanitsika ny zava-miafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, hankatoavantsika ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’NY TOMPO Andriamanitsika ny zavamiafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, mba hankatoavantsika ny teny rehetra amin’ity lalàna ity.
malagasy
An'i Jehovah Andriamanitsika ny zava-miafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, hankatoavantsika ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.