Deuteronomy 29:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra anareo tany an-tany efitra efapolo taona aho; tsy rovitra teny aminareo ny fitafianareo, ary tsy simba teo amin’ny tongotrao ny kapanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona no nitondrako anareo tany an’efitra; nefa ny fitafiana teny an-koditrareo tsy tonta, ny kapa tamin’ny tongotrareo tsy tonta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo taona no nitondrako anareo tany an-taniefitra; tsy nihatonta na ny fitafiana teny an-koditrareo na ny kapa teny an-tongotrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra anareo tany an-efitra efa-polo taona aho; tsy rovitra teny aminareo ny fitafianareo, ary tsy rovitra teo amin'ny tongotrao ny kapanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra anareo tany an-tany efitra efapolo taona aho; tsy rovitra teny aminareo ny fitafianareo, ary tsy simba teo amin’ny tongotrao ny kapanao.
malagasy
Dia nitondra anareo tany an-efitra efa-polo taona aho; tsy rovitra teny aminareo ny fitafianareo, ary tsy rovitra teo amin'ny tongotrao ny kapanao.