Deuteronomy 29:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mofo no nohaninareo ary tsy divay na toaka mahery no nosotroinareo, mba ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mofo nohaninareo, tsy divay na labiera nosotroinareo; mba hahazoanareo mahalala fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mofo mba nohaninareo ary tsy divay na toaka mba nosotroinareo: niahy anareo ny TOMPO hahafantaranareo fa Izy no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy mofo no fihinanareo, ary tsy divay na toaka no fisotronareo, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mofo no nohaninareo ary tsy divay na toaka mahery no nosotroinareo, mba ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Tsy mofo no fihinanareo, ary tsy divay na toaka no fisotronareo, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.