Deuteronomy 29:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tamin’ity tany ity ianareo dia niainga i Sihona, mpanjakan’i Hesbona, sy i Oga, mpanjakan’i Basana, hiady amintsika, dia resintsika izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nahatongavanareo teto amin’ity toerana ity. Nivoaka nitsena antsika hiady tamintsika i Sehôna mpanjakan’i Hesebona, sy i Oga mpanjakan’i Basàna, fa resintsika
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga teto amin’ity toerana ity ianareo, dia niainga hifanehatra sy hiady amintsika i Sihôna, mpanjakan’i Hesbôna, sy i Hôga mpanjakan’i Basàna; kanefa resintsika izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tamin'ity tany ity ianareo, dia nivoaka Sihona, mpanjakan'i Hesbona, sy Oga, mpanjakan'i Basana, hiady amintsika, dia resintsika izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tamin’ity tany ity ianareo dia niainga i Sihona, mpanjakan’i Hesbona, sy i Oga, mpanjakan’i Basana, hiady amintsika, dia resintsika izy roa lahy.
malagasy
Ary nony tonga tamin'ity tany ity ianareo, dia nivoaka Sihona, mpanjakan'i Hesbona, sy Oga, mpanjakan'i Basana, hiady amintsika, dia resintsika izy roa lahy.