Deuteronomy 29:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalaintsika ny taniny ka nomentsika ho zaratanin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nalaintsika ny taniny, dia nomentsika ho zaratanin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasam-pokon’ny Manasita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalaintsika ny taniny ka nomentsika ho zaratanin’ny Reobenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon’i Manase.
Malagasy Bible 1865
Ary nalaintsika ny taniny ka nomentsika ho zara-tanin'ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalaintsika ny taniny ka nomentsika ho zaratanin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase.
malagasy
Ary nalaintsika ny taniny ka nomentsika ho zara-tanin'ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase.