Deuteronomy 29:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo ny tenin’izao fanekena izao ka araho, mba hambinina ianareo amin’izay rehetra ataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tandremo àry ny tenin’ity fanekena ity, ary araho izy, mba hahomby ianareo, amin’izay rehetra hataonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa imasoy hotanterahina ny fepetra momba izao fanekempihavanana izao mba hambinina ianareo amin’izay rehetra hataonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia tandremo ny tenin'izao fanekena izao, ka araho, mba hambinina ianareo amin'izay rehetra ataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo ny tenin’izao fanekena izao ka araho, mba hambinina ianareo amin’izay rehetra ataonareo.
malagasy
Dia tandremo ny tenin'izao fanekena izao, ka araho, mba hambinina ianareo amin'izay rehetra ataonareo.