Deuteronomy 29:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miseho eto anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo rehetra anio, dia ny lehibenareo sy ny firenenareo, ny lehiben’ny fokonareo sy ny mpifehy anareo ary ny lehilahy rehetra amin’ny Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miseho eto anatrehan’i Iaveh Andriamanitrareo ianareo rehetra anio, dia ny lehibenareo, ny fokonareo, ny loholonareo, ny mpifehy anareo, ny lehilahy rehetra amin’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Israelita, anio no miseho eto anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo rehetra, dia ny lehibenareo sy mpitsaranareo, ny loholonareo sy mpifehy anareo, ny vatan-dehilahy
Malagasy Bible 1865
Hianareo rehetra miseho eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo anio, dia ny lehibenareo sy ny firenenareo, ny lohan'ny firenenareo sy ny mpifehy anareo ary ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miseho eto anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo rehetra anio, dia ny lehibenareo sy ny firenenareo, ny lehiben’ny fokonareo sy ny mpifehy anareo ary ny lehilahy rehetra amin’ny Israely,
malagasy
Hianareo rehetra miseho eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo anio, dia ny lehibenareo sy ny firenenareo, ny lohan'ny firenenareo sy ny mpifehy anareo ary ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely,