Deuteronomy 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina isika avy eo ka niakatra tamin’ny lalana mankany Basana; ary tonga hiady amintsika tao Edrehy i Oga, mpanjakan’i Basana, mbamin’ny vahoakany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihodina isika ka niakatra tamin’ny lalana mankany Basàna, ary nivoaka hifanehatra amintsika i Oga mpanjakan’i Basàna mbamin’ny vahoakany rehetra, mba hiady amintsika tao Edraìa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihodina niakatra tamin’ny lalana mankany Basàna isika; ary niainga hiady amintsika tao Edrehỳ i Hôga mpanjakan’i Basàna, mbamin’ny tafiny manontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina isika ka niakatra tamin'ny lalana mankany Basana; ary nivoaka hiady amintsika tao Edrehy Oga, mpanjakan'i Basana, mbamin'ny vahoakany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina isika avy eo ka niakatra tamin’ny lalana mankany Basana; ary tonga hiady amintsika tao Edrehy i Oga, mpanjakan’i Basana, mbamin’ny vahoakany rehetra.
malagasy
Dia niverina isika ka niakatra tamin'ny lalana mankany Basana; ary nivoaka hiady amintsika tao Edrehy Oga, mpanjakan'i Basana, mbamin'ny vahoakany rehetra.