Deuteronomy 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny tanàna rehetra amin’ny tany lemaka sy i Gileada rehetra ary i Basana rehetra hatrany Saleka sy Edrehy, dia ny tanàna amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny tanàna rehetra amin’ny tany lemaka, Galaada rehetra ary Basàna rehetra, hatrany Selkà sy Edraìa, tanàna amin’ny fanjakan’i Oga tany Basàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalaintsika ny tanàna rehetra amin’ny lembalemba, nalaintsika i Gilehada sy i Basàna manontolo hatrany Salkà sy Edrehỳ izay tanàna nanjakan’i Hôga tany Basàna.
Malagasy Bible 1865
dia ny tanàna rehetra amin'ny tany lemaka sy Gileada rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka sy Edrehy, dia ny tanàna amin'ny fanjakan'i Oga tany Basana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny tanàna rehetra amin’ny tany lemaka sy i Gileada rehetra ary i Basana rehetra hatrany Saleka sy Edrehy, dia ny tanàna amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.
malagasy
dia ny tanàna rehetra amin'ny tany lemaka sy Gileada rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka sy Edrehy, dia ny tanàna amin'ny fanjakan'i Oga tany Basana.