Deuteronomy 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sisa tamin’i Gileada sy ny tanin’i Basana rehetra, izay fanjakan’i Oga, dia nomeko ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia ny tany Argoba rehetra, dia i Basana rehetra izay atao hoe Tanin’ny Refaìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nomeko ny antsasaky ny fokon’i Manase ny sisa amin’i Galaada sy ilay faritanin’i Basàna manontolo izay fanjakan’i Oga. Ny tany Argoba rehetra sy Basàna rehetra no atao hoe tanin’ny Refaima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa tamin’i Gilehada sy i Basàna manontolo, izay nanjakan’i Hôga, dia nomeko ny antsasa-pokon’i Manase. (Ny faritany Argôba miaraka amin’i Basàna manontolo dia natao koa hoe tanin’ny Refaîta.
Malagasy Bible 1865
ry Gileada sisa sy Basana rehetra, izay fanjakan'i Oga, dia nomeko ny antsasaky ny firenen'i Manase, dia ny tany Argoba rehetra, dia Basana rehetra (atao hoe tanin'ny Refaita izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ry Gileada sisa sy Basana rehetra, izay fanjakan'i Oga, dia nomeko ny antsasaky ny firenen'i Manase, dia ny tany Argoba rehetra, dia Basana rehetra (atao hoe tanin'ny Refaita izany.