Deuteronomy 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny tany ngazana koa sy i Jordana ary ny faritany hatrany Kinereta ka hatrany amin’ny ranomasin’ny tany ngazana, dia ny Ranomasintsira, eo an-tsisin’i Pisga, ao atsinanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’i Arabaha, ka i Jordany no faritra ao, hatrany Kenereta ka hatrany amin’ny ranomasin’i Arabaha sy ny Ranomasin-tSira eo ambodin’ny kisolosolon’i Fasgà any atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nomeko azy ireo koa i Harabà, ka ny ony Jôrdàna no sisintany, manomboka ao Kinereta ka miafara amin’ny Ranomasin’i Harabà, dia ny Ranomasina Maty, eo am-bodin’ny tendrombohitra Pisgà izay ao atsinanany.
Malagasy Bible 1865
ary ny tani-hay koa sy Jordana ary ny fari-tany hatrany Kireneta ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay, dia ny Ranomasin-tsira, eo am-bodin'i Pisga, dia ao atsinanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny tany ngazana koa sy i Jordana ary ny faritany hatrany Kinereta ka hatrany amin’ny ranomasin’ny tany ngazana, dia ny Ranomasintsira, eo an-tsisin’i Pisga, ao atsinanany.
malagasy
ary ny tani-hay koa sy Jordana ary ny fari-tany hatrany Kireneta ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay, dia ny Ranomasin-tsira, eo am-bodin'i Pisga, dia ao atsinanany.