Deuteronomy 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny ombinareo, izay fantatro fa anananareo betsaka, dia hitoetra ao an-tanànanareo izay nomeko anareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny vadinareo ihany sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo, fantatro fa manana biby fiompy betsaka ianareo, no hijanona amin’ny tanàna nomeko anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo, (fantatro fa be biby fiompy ianareo), dia hitoetra ao amin’ireo tanàna izay nomeko anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny ombinareo (fantatro fa be omby ianareo) dia hitoetra ao an-tanànanareo izay nomeko anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny ombinareo, izay fantatro fa anananareo betsaka, dia hitoetra ao an-tanànanareo izay nomeko anareo,
malagasy
Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny ombinareo (fantatro fa be omby ianareo) dia hitoetra ao an-tanànanareo izay nomeko anareo,