Deuteronomy 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandra-panomen’NY TOMPO fitsaharana ny rahalahinareo tahaka ny anareo ka holovany koa ny tany izay nomen’NY TOMPO Andriamanitrareo azy any andafin’i Jordana; vita izay vao hiverina ianareo, samy ho any amin’ny taniny avy, izay nomeko anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-panomen’i Iaveh fitsaharana ny rahalahinareo, tahaka ny nataony taminareo koa, ka mahazo ny tany nomen’i Iaveh azy koa izy any an-dafin’i Jordany. Izay vao samy hiverina amin’ny anjara lova nomeko anareo avy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampio ny Israelita hafa mandra-panomen’ny TOMPO azy fitsaharana tahaka ny nataony taminareo, ka hananany ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo azy any andafin’i Jôrdàna; dia samy hiverina any amin’ny zaratany izay nomeko anareo avy ianareo.»
Malagasy Bible 1865
mandra-panomen'i Jehovah fitsaharana ny rahalahinareo tahaka ny anareo, ka holovany koa ny tany izay nomen'i Jehovah Andriamanitrareo azy any an-dafin'i Jordana; dia hiverina ianareo, samy ho any amin'ny taniny avy, izay nomeko anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandra-panomen’NY TOMPO fitsaharana ny rahalahinareo tahaka ny anareo ka holovany koa ny tany izay nomen’NY TOMPO Andriamanitrareo azy any andafin’i Jordana; vita izay vao hiverina ianareo, samy ho any amin’ny taniny avy, izay nomeko anareo.
malagasy