Deuteronomy 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy an’i Josoa aho tamin’izany andro izany hoe: Ny masonao dia efa nahita izay rehetra nataon’NY TOMPO Andriamanitrareo tamin’ireo mpanjaka roa lahy ireo; dia toy izany no hataon’NY TOMPO amin’ny fanjakana rehetra izay halehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanome didy an’i Jôsoe koa aho tamin’izany andro izany nanao hoe: Masonao no nahita izay rehetra nataon’i Iaveh Andriamanitrareo tamin’ireo mpanjaka roa lahy ireo. Toy izany koa no hataon’i Iaveh amin’ny fanjakana rehetra halehanao hiadiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany koa dia nomeko baiko i Josoa ka nilazako hoe: «Efa hitanao maso izay rehetra nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’ireo mpanjaka roa lahy; dia toy izany no hataon’ny TOMPO amin’ny mpanjaka rehetra hatrehinao eny ampita.
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy an'i Josoa aho tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Ny masonao efa nahita izay rehetra nataon'i Jehovah Andriamanitrareo tamin'ireo mpanjaka roa lahy ireo; dia toy izany no hataon'i Jehovah amin'ny fanjakana rehetra izay halehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy an’i Josoa aho tamin’izany andro izany hoe: Ny masonao dia efa nahita izay rehetra nataon’NY TOMPO Andriamanitrareo tamin’ireo mpanjaka roa lahy ireo; dia toy izany no hataon’NY TOMPO amin’ny fanjakana rehetra izay halehanao.
malagasy
[Ny amin'ny tsy hidiran'i Mosesy ao Kanana, sy ny nanendrena an'i Josoa handimby azy] Dia nandidy an'i Josoa aho tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Ny masonao efa nahita izay rehetra nataon'i Jehovah Andriamanitrareo tamin'ireo mpanjaka roa lahy ireo; dia toy izany no hataon'i Jehovah amin'ny fanjakana rehetra izay halehanao.