Deuteronomy 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra azy ianareo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo no hiady ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza matahotra azy ianareo, fa ny Tenan’i Iaveh Andriamanitrareo no hiady ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza matahotra azy ianareo satria ny TOMPO Andriamanitrareo mihitsy no hiady ho anareo.»
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra azy ianareo; fa Jehovah Andriamanitrareo no hiady ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra azy ianareo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo no hiady ho anareo.
malagasy
Aza matahotra azy ianareo; fa Jehovah Andriamanitrareo no hiady ho anareo.