Deuteronomy 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba avelao aho hita ka hahita ny tany soa izay any andafin’i Jordana, dia ilay be tendrombohitra tsara sy i Libanona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka re aho hita, aoka re aho hahita izany tany soa any an-dafin’i Jordany izany, izany tendrombohitra tsara tarehy sy Libàna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka mba hahazo mita aho ka hahita izany tany soa any andafin’i Jôrdàna izany, dia ilay faritra be tendrombohitra tsara sy i Libano.»
Malagasy Bible 1865
Aoka mba handeha hita aho ka hahita ny tany soa izay any an-dafin'i Jordana, dia ilay be tendrombohitra tsara sy Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba avelao aho hita ka hahita ny tany soa izay any andafin’i Jordana, dia ilay be tendrombohitra tsara sy i Libanona.
malagasy
Aoka mba handeha hita aho ka hahita ny tany soa izay any an-dafin'i Jordana, dia ilay be tendrombohitra tsara sy Libanona.