Deuteronomy 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tezitra tamiko noho ny aminareo NY TOMPO ka tsy nihaino ahy. Hoy Izy tamiko: Aoka izay fa aza miteny Amiko intsony ny amin’izany zavatra izany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tezitra tamiko i Iaveh noho ny aminareo, ka tsy nihaino ahy. Hoy i Iaveh tamiko: Aoka izay, fa aza miteny amiko ny amin’izany zavatra izany intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tezitra tamiko ny TOMPO noho ny aminareo, ka tsy nihaino ahy sady nilaza tamiko hoe: «Aoka izay fa aza teneninao amiko intsony izany zavatra izany.
Malagasy Bible 1865
Fa tezitra tamiko Jehovah noho ny aminareo ka tsy nihaino ahy; dia hoy Jehovah tamiko: Aoka izay, fa aza miteny amiko intsony ny amin'izany zavatra izany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tezitra tamiko noho ny aminareo NY TOMPO ka tsy nihaino ahy. Hoy Izy tamiko: Aoka izay fa aza miteny Amiko intsony ny amin’izany zavatra izany ianao.
malagasy
Fa tezitra tamiko Jehovah noho ny aminareo ka tsy nihaino ahy; dia hoy Jehovah tamiko: Aoka izay, fa aza miteny amiko intsony ny amin'izany zavatra izany ianao.