Deuteronomy 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara eo an-tampon’i Pisga ianao, ary atopazy miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao, ary aoka hijery ny masonao; fa tsy hita izany Jordana izany ianao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miakara any an-tampon’i Fasgà, dia atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao, ka tazano amin’ny masonao, fa ianao tsy hìta io Jordany io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miakara eo an-tampon’i Pisgà ianao ary atopazy miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao, dia aoka hijery; satria tsy hahazo mita izany Jôrdàna izany ianao.
Malagasy Bible 1865
Miakara eo an-tampon'i Pisga ianao, ary atopazy ny masonao miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, ary aoka hijery ny masonao; fa tsy hita izany Jordana izany ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara eo an-tampon’i Pisga ianao, ary atopazy miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao, ary aoka hijery ny masonao; fa tsy hita izany Jordana izany ianao;
malagasy
Miakara eo an-tampon'i Pisga ianao, ary atopazy ny masonao miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, ary aoka hijery ny masonao; fa tsy hita izany Jordana izany ianao;