Deuteronomy 3:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mandidia an’i Josoa, dia mampahereza sy mampahatanjaha azy; fa izy no handeha hita eo alohan’ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ny tany izay ho hitanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôsoe no omeo didy, dia ankaherezo sy hatanjaho, fa izy no handeha eo alohan’ity vahoaka ity, ary izy no hampahazo azy ny tany izay ho hitanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Josoa no omeo baiko, dia ampaherezo sy hatanjaho, satria izy no hiampita eo alohan’ity vahoaka ity sady hampahazo azy ny tany izay ho hitanao.»
Malagasy Bible 1865
fa mandidia an'i Josoa ianao, dia mampahereza azy sy mampahatanjaha azy; fa izy no handeha hita eo alohan'ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ny tany izay ho hitanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mandidia an’i Josoa, dia mampahereza sy mampahatanjaha azy; fa izy no handeha hita eo alohan’ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ny tany izay ho hitanao.
malagasy
fa mandidia an'i Josoa ianao, dia mampahereza azy sy mampahatanjaha azy; fa izy no handeha hita eo alohan'ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ny tany izay ho hitanao.Ka dia nitoetra tany an-dohasaha tandrifin'i Beti-peora isika.