Deuteronomy 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy nisy manda avo sy vavahady ary hidiny hahamafy azy avy ireo tanàna rehetra ireo, afa-tsy ny vohitra madinika maromaro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tanàna mimanda daholo ireo tanàna rehetra ireo ka samy nisy manda avo sy vavahady hidiny avokoa; ary mbola tsy anisan’izany ny tanàna tsy mimanda be dia be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanànamimanda avokoa ireo tanàna ireo ka samy nisy manda avo sy vavahady voahidy mafy; ankoatra ireo, dia nisy tanàna kely maro dia maro.
Malagasy Bible 1865
Ireo tanàna rehetra ireo dia samy nasiana manda avo sy vavahady ary hidy hahamafy azy, afa-tsy ny vohitra madinika maro dia maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy nisy manda avo sy vavahady ary hidiny hahamafy azy avy ireo tanàna rehetra ireo, afa-tsy ny vohitra madinika maromaro.
malagasy
Ireo tanàna rehetra ireo dia samy nasiana manda avo sy vavahady ary hidy hahamafy azy, afa-tsy ny vohitra madinika maro dia maro.