Deuteronomy 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataontsika ho zavatra voaozona ireny, tahaka izay efa nataontsika tamin’i Sihona, mpanjakan’i Hesbona; naringana ny mponina rehetra isan-tanàna mbamin’ny zaza amam-behivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataontsika anatema izy, toy ny nanaovantsika an’i Sehôna, mpanjakan’i Hesebona; natao anatema ny tanàna, ny lehilahy, ny vehivavy sy ny zaza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noravantsika tanteraka ireny tanàna ireny ary naringantsika ny lehilahy mbamin’ny zaza amam-behivavy isan-tanàna, toy ny nataontsika tamin’ny tanànan’i Sihôna mpanjaka tao Hesbôna.
Malagasy Bible 1865
Dia naringantsika ireny tahaka izay efa nataontsika tamin'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona; naringana ny mponina rehetra tamin'ny isan-tanàna mbamin'ny zaza amim-behivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataontsika ho zavatra voaozona ireny, tahaka izay efa nataontsika tamin’i Sihona, mpanjakan’i Hesbona; naringana ny mponina rehetra isan-tanàna mbamin’ny zaza amam-behivavy.
malagasy
Dia naringantsika ireny tahaka izay efa nataontsika tamin'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona; naringana ny mponina rehetra tamin'ny isan-tanàna mbamin'ny zaza amim-behivavy.