Deuteronomy 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny biby fiompy rehetra sy ny fananana tamin’ireo tanàna ireo dia nataontsika babo ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny biby fiompy sy izay mety ho babo tao amin’ny tanàna no norobaintsika ho antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny biby fiompy rehetra sy ny fananana tamin’ireo tanàna ireo no nobabointsika.
Malagasy Bible 1865
Fa ny biby fiompy rehetra sy ny fananana tamin'ireo tanàna ireo dia nataontsika babo ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny biby fiompy rehetra sy ny fananana tamin’ireo tanàna ireo dia nataontsika babo ho antsika.
malagasy
Fa ny biby fiompy rehetra sy ny fananana tamin'ireo tanàna ireo dia nataontsika babo ho antsika.