Deuteronomy 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nalaintsika tamin’ny mpanjaka roa izay an’ny Amorita ny tany any andafin’i Jordana, hatreo amin’ny lohasahan-driaka Arnona ka hatrany amin’ny tendrombohitra Hermona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tamin’izany andro izany dia azontsika tamin’ny mpanjakan’ny Amôreana roa, ny tany any an-dafin’i Jordany, hatramin’ny ranon-driaka Arnôna, ka hatramin’ny tendrombohitra Hermôna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tamin’izany andro izany, dia nalaintsika tamin’ny mpanjaka amôrita anankiroa ny tany izay any an-dafin’i Jôrdàna, manomboka amin’ny lohasahan-driaka Arnôna ka miafara amin’ny tendrombohitra Hermôna,
Malagasy Bible 1865
Ary nalaintsika tamin'izany andro izany tamin'ny mpanjaka roan'ny Amorita ny tany izay any an-dafin'i Jordana, hatramin'ny lohasahan-driaka Arnona ka hatramin'ny tendrombohitra Hermona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nalaintsika tamin’ny mpanjaka roa izay an’ny Amorita ny tany any andafin’i Jordana, hatreo amin’ny lohasahan-driaka Arnona ka hatrany amin’ny tendrombohitra Hermona,
malagasy
Ary nalaintsika tamin'izany andro izany tamin'ny mpanjaka roan'ny Amorita ny tany izay any an-dafin'i Jordana, hatramin'ny lohasahan-driaka Arnona ka hatramin'ny tendrombohitra Hermona