Deuteronomy 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nantsoin’ny Sidoniana hoe Siriona; nefa ny Amorita kosa dia nilaza azy hoe Senira,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sariôna no iantsoan’ny Sidonianina an’i Hermôna, ary Sanira no iantsoan’ny Amôreana azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(dia i Hermôna izay nataon’ny Tsidônianina hoe Siriôna ary nataon’ny Amôrita kosa hoe Senîra).
Malagasy Bible 1865
Hermona nataon'ny Sidoniana hoe Siriona; ary ny Amorita kosa nanao azy hoe Senira,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nantsoin’ny Sidoniana hoe Siriona; nefa ny Amorita kosa dia nilaza azy hoe Senira,
malagasy
Hermona nataon'ny Sidoniana hoe Siriona; ary ny Amorita kosa nanao azy hoe Senira,