Deuteronomy 30:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga aminao izany zavatra rehetra izany, dia ny fitahiana sy ny fanozonana izay nataoko teo anoloanao, ary mahatsiaro izany ao am-ponao any amin’ny firenena rehetra izay androahan’NY TOMPO Andriamanitrao anao ianao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga izay hiharan’izao zavatra rehetra izao aminao dia ny tso-drano sy ny ozona izay nataoko teo anoloanao ary hataonao ho zavatra tokoa indray izany any amin’ny firenena handroahan’i Iaveh Andriamanitrao anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga aminareo izany zavatra rehetra izany, dia ny fampanantenàm-pitahiana sy fanambaràn-doza izay nataoko teo anoloanareo. Ary any amin’ny firenena rehetra handroahan’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo, dia hotsarovanareo ao am-ponareo izany,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga aminao izany zavatra rehetra izany, dia ny fitahiana sy ny fanozonana izay nataoko teo anoloanao, ary mahatsiaro izany ao am-ponao any amin'ny firenena rehetra izay androahan'i Jehovah Andriamanitrao anao ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga aminao izany zavatra rehetra izany, dia ny fitahiana sy ny fanozonana izay nataoko teo anoloanao, ary mahatsiaro izany ao am-ponao any amin’ny firenena rehetra izay androahan’NY TOMPO Andriamanitrao anao ianao
malagasy