Deuteronomy 30:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao lalàna izao, izay omeko anao anio, dia tsy saro-pantarina ho anao sady tsy lavitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao didy andidiako anao izao tsy dia hoe, ambiny ho anao na ivelan’ny takatrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao didy ampitaiko aminareo izao dia tsy saro-pantarina aminareo na ivelan’ny takatrareo.
Malagasy Bible 1865
Fa izao lalàna izao, izay andidiako anao anio, tsy dia saro-pantarina aminao, ary tsy lavitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao lalàna izao, izay omeko anao anio, dia tsy saro-pantarina ho anao sady tsy lavitra.
malagasy
Fa izao lalàna izao, izay andidiako anao anio, tsy dia saro-pantarina aminao, ary tsy lavitra.