Deuteronomy 30:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy any an-danitra izany ka hitenenanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika, mba hohenointsika ka harahintsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy any an-danitra izy ka hisy hanaovanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka izany ho antsika mba hanarahantsika izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy any an-danitra izany ka hanaovanareo hoe: «Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika sy hampahafantatra azy antsika mba hotanterahintsika?»
Malagasy Bible 1865
Tsy any an-danitra izany ka hanaovanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika, mba hohenointsika ka harahintsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy any an-danitra izany ka hitenenanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika, mba hohenointsika ka harahintsika?
malagasy
Tsy any an-danitra izany ka hanaovanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika, mba hohenointsika ka harahintsika?