Deuteronomy 30:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy any andafin’ny ranomasina ihany koa ka hitenenanao hoe: Iza no hankany andafin’ny ranomasina haka azy ho antsika mba hohenointsika ka harahintsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy any an-dafin’ny ranomasina izany, ka hisy hanaovanao hoe: Iza no hampita ny ranomasina haka izany ho antsika, sy hampahafantatra izany antsika mba hanarahantsika azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy any ampitan’ny ranomasina izany ka hanaovanareo hoe: «Iza no hiampita ny ranomasina haka azy ho antsika sy hampahafantatra azy antsika mba harahintsika?»
Malagasy Bible 1865
Ary tsy any an-dafin'ny ranomasina izany ka hanaovanao hoe: Iza no hankany an-dafin'ny ranomasina haka azy ho antsika mba hohenointsika ka harahintsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy any andafin’ny ranomasina ihany koa ka hitenenanao hoe: Iza no hankany andafin’ny ranomasina haka azy ho antsika mba hohenointsika ka harahintsika?
malagasy
Ary tsy any an-dafin'ny ranomasina izany ka hanaovanao hoe: Iza no hankany an-dafin'ny ranomasina haka azy ho antsika mba hohenointsika ka harahintsika?