Deuteronomy 30:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao, mba harahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao, mba hanarahanao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa eo akaikinareo tokoa ny teny, dia eo am-bavanareo sy ao am-ponareo, mba harahinareo.
Malagasy Bible 1865
Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao, mba harahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao, mba harahinao.
malagasy