Deuteronomy 30:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mivily kosa ny fonao ka tsy mihaino ianao, fa voataona hiankohoka eo anatrehan’izay andriamanitra hafa sy hanompo azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mivily kosa ny fonao, ka tsy mihaino ianao, fa mety hotarihina hiankohoka amin’andriamani-kafa sy hanompo azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mivily kosa ny fonareo, ka tsy mankatò ny TOMPO ianareo fa voataona hiankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa sy hanompo azy,
Malagasy Bible 1865
Fa raha mivily kosa ny fonao, ka tsy mihaino ianao, fa voataona hiankokoha eo anatrehan'izay andriamani-kafa sy hanompo azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mivily kosa ny fonao ka tsy mihaino ianao, fa voataona hiankohoka eo anatrehan’izay andriamanitra hafa sy hanompo azy,
malagasy
Fa raha mivily kosa ny fonao, ka tsy mihaino ianao, fa voataona hiankokoha eo anatrehan'izay andriamani-kafa sy hanompo azy,