Deuteronomy 30:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin’ny tany izay efa hidiranao holovana, rehefa tafita an’i Jordana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ambarako anareo dieny ankehitriny, fa ho ringana tokoa ianareo; tsy ho lava andro any amin’ny tany efa hidiranareo hanananareo azy, rehefa tafita an’i Jordany, ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ambarako aminareo dieny izao fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin’ny tany izay hidiranareo mba halainareo ho fananana, rehefa tafita ny ony Jôrdàna ianareo.
Malagasy Bible 1865
dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin'ny tany izay efa hidiranao holovana, rehefa tafita an'i Jordana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin’ny tany izay efa hidiranao holovana, rehefa tafita an’i Jordana ianareo.
malagasy
dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin'ny tany izay efa hidiranao holovana, rehefa tafita an'i Jordana ianareo.