Deuteronomy 30:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy aminao voaroaka any amin’ny faravodilanitra dia avy any no hanangonan’NY TOMPO Andriamanitrao anao, ary avy any indray no hitondrany anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia efa any amin’ny fara vodilanitra aza ny voasesitany aminao, dia avy any no hanangonan’i Iaveh Andriamanitrao anao, any no hangalany anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na misy voaroaka any am-paran’ny tany aza ianareo, dia avy any no hangalan’ny TOMPO Andriamanitrareo azy sy hanangonany azy
Malagasy Bible 1865
Raha misy aminao voaroaka any amin'ny faravodilanitra, dia avy any no hanangonan'i Jehovah Andriamanitrao anao, ary avy any indray no hanalany anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy aminao voaroaka any amin’ny faravodilanitra dia avy any no hanangonan’NY TOMPO Andriamanitrao anao, ary avy any indray no hitondrany anao.
malagasy
Raha misy aminao voaroaka any amin'ny faravodilanitra, dia avy any no hanangonan'i Jehovah Andriamanitrao anao, ary avy any indray no hanalany anao.