Deuteronomy 30:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampidirin’NY TOMPO Andriamanitrao ao amin’ny tany izay nolovain’ny razanao ianao ka ho lovanao izany; ary hanisy soa anao Izy sy hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary haverin’i Iaveh Andriamanitrao amin’ny tany efa nananan’ny razanao, ka hanana izany ianao. Hanisy soa anao Izy ary hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hampidiriny ao amin’ny tany izay fananan’ny razambenareo ka ho fanananareo koa. Hanisy soa anareo ny TOMPO Andriamanitrareo ary hahamaro isa anareo, mihoatra noho ny nataony tamin’ny razambenareo;
Malagasy Bible 1865
Dia hampidirin'i Jehovah Andriamanitrao ao amin'ny tany izay nolovan'ny razanao ianao, ka holovanao izany; ary hanisy soa anao Izy sy hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampidirin’NY TOMPO Andriamanitrao ao amin’ny tany izay nolovain’ny razanao ianao ka ho lovanao izany; ary hanisy soa anao Izy sy hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.
malagasy
Dia hampidirin'i Jehovah Andriamanitrao ao amin'ny tany izay nolovan'ny razanao ianao, ka holovanao izany; ary hanisy soa anao Izy sy hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.