Deuteronomy 30:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoforan’NY TOMPO Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao hitiavanao NY TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo, mba ho velona ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoforàn’i Iaveh Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao, hitiavanao an’i Iaveh Andriamanitrao, amin’ny fonao rehetra sy amin’ny fanahinao rehetra mba ho velona ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hodiovin’ny TOMPO Andriamanitrareo ny fonareo sy ny fon’ny taranakareo hitiavanareo AZY amin’ny fonareo manontolo sy amin’ny fanahinareo manontolo, mba ho velona ianareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoforan'i Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon'ny taranakao hitiavanao an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, mba ho velona ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoforan’NY TOMPO Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao hitiavanao NY TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo, mba ho velona ianao.
malagasy
Dia hoforan'i Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon'ny taranakao hitiavanao an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, mba ho velona ianao.