Deuteronomy 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataon’NY TOMPO Andriamanitrao amin’ny fahavalonao sy izay mankahala anao izay nanenjika anao ireny fanozonana rehetra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hazeran’i Iaveh Andriamanitrao amin’ny fahavalonao, izay nankahala sy nanenjika anao, ireny fanozonana rehetra ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hampiharin’ny TOMPO Andriamanitrareo amin’ny fahavalo mpankahala sy mpanenjika anareo ireny ozona rehetra ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary hataon'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fahavalonao sy ny mankahala anao izay nanenjika anao ireny fanozonana rehetra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataon’NY TOMPO Andriamanitrao amin’ny fahavalonao sy izay mankahala anao izay nanenjika anao ireny fanozonana rehetra ireny.
malagasy
Ary hataon'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fahavalonao sy ny mankahala anao izay nanenjika anao ireny fanozonana rehetra ireny.