Deuteronomy 30:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hihaino ny feon’NY TOMPO indray ianao ka hanaraka ny didiny rehetra izay omeko anao anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hihaino ny feon’i Iaveh Andriamanitrao indray ianao, sy hanaraka izao didy rehetra andidiako anao anio izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hanaiky ny TOMPO indray ianareo ka hanatanteraka ny didiny rehetra izay ampitaiko aminareo anio.
Malagasy Bible 1865
Dia hihaino ny feon'i Jehovah indray ianao ka hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hihaino ny feon’NY TOMPO indray ianao ka hanaraka ny didiny rehetra izay omeko anao anio.
malagasy
Dia hihaino ny feon'i Jehovah indray ianao ka hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio.