Deuteronomy 31:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza izao teny izao tamin’ny Israely rehetra indray i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao izao teny izao tamin’i Israely rehetra koa i Môizy ka nanao tamin’izy ireo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia avy indray i Mosesy nampita ireto teny ireto tamin’ny Israelita ka nanao taminy hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nandeha, dia nilaza izao teny izao tamin'ny Isiraely rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza izao teny izao tamin’ny Israely rehetra indray i Mosesy hoe:
malagasy
[Anatra farany nataon'i Mosesy tamin'ny Isiraely sy Josoa, ary ny fanaperany ny lalàna] Ary Mosesy nandeha, dia nilaza izao teny izao tamin'ny Isiraely rehetra