Deuteronomy 31:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandidy azy i Mosesy hoe: Isaky ny fito taona, dia amin’ny taom-panafahana, amin’ny andro firavoravoana izay fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nomeny izao didy izao izy: «Aorian’ny isam-pito taona amin’ny fotoan’ny taom-panafahana, amin’ny fetin’ny Tabernakla,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanome didy azy i Mosesy ka nanao hoe: –Isaky ny fito taona, amin’ny taona famotsoran-trosa, mandritra ny fankalazana ny Tranotomboka, no hamakianareo ny teny raketin’ity Lalàna ity. Amin’izay ny Israelita rehetra ho tonga hiseho eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrareo any amin’ny toerana hofidiny, ka aoka ity Lalàna ity hovakînareo aminy mba hohenoiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy azy Mosesy ka nanao hoe: Isam-pito taona, dia amin'ny taom-panafahana, amin'ny andro firavoravoana fitoerana amin'ny trano rantsan-kazo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandidy azy i Mosesy hoe: Isaky ny fito taona, dia amin’ny taom-panafahana, amin’ny andro firavoravoana izay fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo,
malagasy
Dia nandidy azy Mosesy ka nanao hoe: Isam-pito taona, dia amin'ny taom-panafahana, amin'ny andro firavoravoana fitoerana amin'ny trano rantsan-kazo,