Deuteronomy 31:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha avy hiseho eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao eo amin’ny tany izay hofidiny ny Israely rehetra dia aoka hovakinao eo anatrehan’ny Israely rehetra ny ventin’ity lalàna ity mba handrenesany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ilay tonga hiseho eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrao iny i Israely rehetra, any amin’ny fitoerana izay hofidiny; dia vakio eo anatrehan’i Israely rehetra ity lalàna ity, mba hohenoiny.
Malagasy Bible 1865
ka avy hiseho eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao eo amin'ny tany izay hofidiny ny Isiraely rehetra, dia aoka hovakinao eo anatrehan'ny Isiraely rehetra ny tenin'ity lalàna ity hihainoany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha avy hiseho eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao eo amin’ny tany izay hofidiny ny Israely rehetra dia aoka hovakinao eo anatrehan’ny Israely rehetra ny ventin’ity lalàna ity mba handrenesany azy.
malagasy