Deuteronomy 31:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zanany koa izay tsy nahafantatra, dia handre ka hianatra hatahotra NY TOMPO Andriamanitrareo amin’ny andro rehetra hiainanareo eo amin’ny tany izay hidiranareo holovana, rehefa tafita an’i Jordana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary handre izany ny zanany, izay tsy mahalala, ka hianatra ny hatahotra an’i Iaveh Andriamanitrareo, amin’ny andro rehetra hiainanareo eo amin’ny tany izay efa hankanesanareo hanananareo azy, rehefa tafita an’i Jordany ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zaza izay tsy mbola mahalala ity Lalàna ity, dia mba handre izany ka hianatra hanaja ny TOMPO Andriamanitrareo amin’ny andro rehetra hiainanareo eo amin’ny tany izay efa hidiranareo mba halainareo ho fananana, rehefa tafita ny ony Jôrdàna ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanany koa, izay tsy nahalala, dia handre ka hianatra hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrareo amin'ny andro rehetra hiainanareo eo amin'ny tany, izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an'i Jordana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zanany koa izay tsy nahafantatra, dia handre ka hianatra hatahotra NY TOMPO Andriamanitrareo amin’ny andro rehetra hiainanareo eo amin’ny tany izay hidiranareo holovana, rehefa tafita an’i Jordana ianareo.
malagasy